Bruno Sabotsilahy
Datos Biográficos
| ID | 800249 |
|---|---|
| NOMBRE | Bruno Sabotsilahy |
| NOMBRES | Bruno |
| APELLIDO | Sabotsilahy |
| FIRMA | SABOTSILAHY B |
| AFILIACIONES | University of Toliara |
| VERIFICADO | No |
| TOTAL DE OBRAS | 2 |
| TOTAL DE CITAS | 0 |
| OBRAS COMO AUTOR | 2 |
| OBRAS COMO EDITOR | 0 |
| PRIMER AÑO DE PUBLICACIÓN | 2005 |
| AÑO MÁS RECIENTE DE PUBLICACIÓN | 2005 |
| ÍNDICE H | 0 |
Fahasalaman' Ny Zaza Sy Ny Fampiasana Zavamaniry Mahasitrana Ao Amin'ny Tananan'ny Sahamamy, Mahavelona, Toamasina
Efa ela no nisian’ny fifandraisan’ny olombelona sy ny tontolon’ny zavamaniry manodidina azy. Eran’ny izao tontolo izao dia nisy ary misy fiovany hatrany io fifandraisana io. Anisan’izany ny fifandraisan’ny fahasalaman’ny zaza sy ny zavamaniry mahasitrana. Nanaovana fanadiahadiana mikasika io fifandraisana io ny tao amin’ny tanàna atao hoe Sahamamy, ao anatin’nyfokontany Morarano, kaominin’ny/ Mahavelona, faritanyToamasina. Nohadihadiana tamin’iza…
Ny Tao-Trano Sy Ny Fiatraikany Eo Amin'ny Alan'analalava
Rehefa avy nanaraka atrik’asa fiofanana tao amin’ny KNARP nadritry ny 5 andro ny mpiofana, dia nanohy 4 andro taty Mahavelona (Foulpointe) (31 martsa ka hatramin’ny 04 aprily 2005). Nanao fampiharam-piofanana tao amin’ny tanàna manodidina ny alan’Ananlalava ireo mpiofana mikasika ny fampiasana ny zavamaniry sy ny fifandraisany amin’ny olombelona (ethnobotanie). Karazana fanadihadina maro no natao tamin’izany. Anisan’izany ny tao-trano. Tanàna roa…
Sin obras prominentes en esta página.

African Botany and Ecology Studies (1 obra) · Agriculture and Rural Development Research (1 obra) · Bristol-Myers (1 obra) · Computer Science (1 obra) · Internal Medicine (1 obra) · Library science (1 obra) · Medicine (1 obra) · Migration, Identity, and Health (1 obra)