Skip to main content

ETHNOS_APP

Home • Search • Journals • List 0

Sahamamy

Biographic Data

ID780011
NAMESahamamy
FAMILY NAMESahamamy
SIGNATURESAHAMAMY
VERIFIEDNo
TOTAL WORKS2
TOTAL CITATIONS0
WORKS AS AUTHOR2
WORKS AS EDITOR0
FIRST PUBLICATION YEAR2005
LATEST PUBLICATION YEAR2005
H-INDEX0
  • Fahasalaman' Ny Zaza Sy Ny Fampiasana Zavamaniry Mahasitrana Ao Amin'ny Tananan'ny Sahamamy, Mahavelona, Toamasina

    Open Access•Thierry Razafindrabeaza, Pascal Rabeson et al.•ARTICLE•Ethnobotany Research and…•2005

    Efa ela no nisian’ny fifandraisan’ny olombelona sy ny tontolon’ny zavamaniry manodidina azy. Eran’ny izao tontolo izao dia nisy ary misy fiovany hatrany io fifandraisana io. Anisan’izany ny fifandraisan’ny fahasalaman’ny zaza sy ny zavamaniry mahasitrana. Nanaovana fanadiahadiana mikasika io fifandraisana io ny tao amin’ny tanàna atao hoe Sahamamy, ao anatin’nyfokontany Morarano, kaominin’ny/ Mahavelona, faritanyToamasina. Nohadihadiana tamin’iza…

  • Valin'ny Fikarohana Momba Ny Fampiasana Tany Sy Sokajin'ala Amin'ny Fokontany Morarano, Mahevelona

    Open Access•Adolphe Lehavana, Eric Toto et al.•ARTICLE•Ethnobotany Research and…•2005

    Amin’ny lafiny fiarovana ny ala, manana anjara toerana lehibe tokoa ny fomba fampiasana ny tany izay mamaritra ny karazam-pambolena sy ny sokajin’ala mety ho hita. Ny fanadihadiana natao niaraka tamin’ny mponina ao amin’ny faritry Morarano dia nentina indrindra hamantarana ny toe-java-misy mifandraika amin’ny fampiasan’ny olona ny tany amin’iny faritra iny

No prominent works on this page.

Computer Science (2 works) · Library science (2 works) · African Botany and Ecology Studies (1 work) · Global Maritime and Colonial Histories (1 work)

Ethnos_APP • Open Source Project • MIT License • Frontend v2.0.0 • Privacy and Cookies • API Documentation: api.ethnos.app/docs • API Source Code: GitHub • DOI: 10.5281/zenodo.17049435 • Frontend Source Code: GitHub • DOI: 10.5281/zenodo.17050053 • cruz.rio.br • Expectantes Misericordiae