Fokontany Morarano
Biographic Data
| ID | 780012 |
|---|---|
| NAME | Fokontany Morarano |
| GIVEN NAMES | Fokontany |
| FAMILY NAME | Morarano |
| SIGNATURE | MORARANO F |
| AFFILIATIONS | Madagasikara Voakajy |
| VERIFIED | No |
| TOTAL WORKS | 3 |
| TOTAL CITATIONS | 0 |
| WORKS AS AUTHOR | 3 |
| WORKS AS EDITOR | 0 |
| FIRST PUBLICATION YEAR | 2005 |
| LATEST PUBLICATION YEAR | 2005 |
| H-INDEX | 0 |
Ireo Karazana Zavamaniry Tena Fampiasa Amin'ny Toerana Iray
Nandritra ny herinandron’ny 21 martsa 2005 dia nototosaina tao amin’ny KNARP (Karoka Nasionaly Ampiharana ny Raki-Panafody) Antananarivo ny atrika’asa fianarana ny fifandraisan’ny koltora, ny olona, ny zavamaniry ary ny tontolo iainana. Ny atrik’asa dia nokarakarain’ny Missouri Botanical Garden (MBG) sy ny KNARP izay misolotena ny “International Cooperative Biodiversity Group” ao anatin’ny tetik’asa hikarohana fanafody vaovao eto Madagasikara. Ni…
Fahasalaman' Ny Zaza Sy Ny Fampiasana Zavamaniry Mahasitrana Ao Amin'ny Tananan'ny Sahamamy, Mahavelona, Toamasina
Efa ela no nisian’ny fifandraisan’ny olombelona sy ny tontolon’ny zavamaniry manodidina azy. Eran’ny izao tontolo izao dia nisy ary misy fiovany hatrany io fifandraisana io. Anisan’izany ny fifandraisan’ny fahasalaman’ny zaza sy ny zavamaniry mahasitrana. Nanaovana fanadiahadiana mikasika io fifandraisana io ny tao amin’ny tanàna atao hoe Sahamamy, ao anatin’nyfokontany Morarano, kaominin’ny/ Mahavelona, faritanyToamasina. Nohadihadiana tamin’iza…
Valin'ny Fikarohana Momba Ny Fampiasana Tany Sy Sokajin'ala Amin'ny Fokontany Morarano, Mahevelona
Amin’ny lafiny fiarovana ny ala, manana anjara toerana lehibe tokoa ny fomba fampiasana ny tany izay mamaritra ny karazam-pambolena sy ny sokajin’ala mety ho hita. Ny fanadihadiana natao niaraka tamin’ny mponina ao amin’ny faritry Morarano dia nentina indrindra hamantarana ny toe-java-misy mifandraika amin’ny fampiasan’ny olona ny tany amin’iny faritra iny
No prominent works on this page.

African Botany and Ecology Studies (2 works) · Computer Science (2 works) · Library science (2 works) · Agriculture and Rural Development Research (1 work) · Art (1 work) · Global Maritime and Colonial Histories (1 work) · Pacific and Southeast Asian Studies (1 work)